Dikan'ny teny : miomana
Hampiditra dikany hafa
(omana) mt. s. (miomàna): Manao ny fitandremana rehetra ilaina mba hahombiazana amin'izay atao na tsy ho voatampoka raha misy zava-mitranga: Nahomby tamin'ny fanadinana izy satria niomana tsara. • Manao izay rehetra hahavonona ny tena amin'ny fanaovan-javatra na asa iray: Nandritra ny hateloana, niomana tamin'ny diany foana izy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha