Dikan'ny teny : miolomay
Hampiditra dikany hafa
(olomay) mt. s.:Mitoetr'olona may, dotra, mihazakazaka mafy, dodona dia dodona, maika dia mai-ka. (Azo heverina koa anefa fa fototeny hafa no niavian' io teny io: milomay (1-omay), izay mihazakazaka, dodona koa no heviny).
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha