Dikan'ny teny : miokitra

Hampiditra dikany hafa
(okitra) mt. s. (miokira): Miezaka mafy, mikely aina. ΒΆ M.h.: Milofo, lofo. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0886