Dikan'ny teny : mioitra
Hampiditra dikany hafa
(oitra) mt. s. (mioira): Enti-milaza ny angady tsindriana mafy ka mampiendaka baingan-tany be. ? h,o.: Miezaka mafy mba hipoitra fa tsy manaiky ny hotsindriana lava: Tsy naharitra ny mponina tany atsimo fa nioitra tamin'ny fitondrana tsy mba nisy fikarakarana azy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha