Dikan'ny teny : mingenongehona
Hampiditra dikany hafa
(ngenongenona) mt, s. (mingenongendna): Mimenomenona, manao teny an'orona noho ny tsy fahafaliana, mingonongonona.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha