Dikan'ny teny : mingadona
Hampiditra dikany hafa
(ngadona) mt, s. (mingadôna): Enti-milaza ny fanoto midoboka mafy relie-fa mitoto vary: Injay misy fanoto mingadona any ho any. ? Tonga: Vao ningadona tao am-baravarana izy, dia nirotsaka ny orana tany ioelany.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha