Dikan'ny teny : mimokimoky
Hampiditra dikany hafa
(mokimoky) mt. s. (mimokimokia): Miezaka mafy, mikely aina, vonombonona sy marisika fatratra, mikikitra, mimokitra.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha