Dikan'ny teny : milomano
Hampiditra dikany hafa
(iomano) mt. s. (milomanosa): Misosa amim-pahaizana ao anaty rano: Mianatra miiomano Ibalita. ? h. o.: Manaxam-po amy, finaritra, miadana: Milomano amin'ny hareny izy. - F. p.: Milomano mitsitsinjavatra: fampisehoana fahaizana milomano ka ny tanana iray mivoy ny rano, ny iray mitondra zavatra arangaranga eny ambony rano. J Milomano tsy mikobaka: enti-milaza fanaovan-javatra mangingina, tsy mitabataba, tsy avoaka ho fantatry ny olona.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha