Dikan'ny teny : miloka

Hampiditra dikany hafa
(loka) mt. s. (milokà): Milalao vola (misy zavatra iadiana: karatra, kodiakely, hazakaza-tsoavaly... ka ma-nome vola an'izay maharesy izay resy na maty loka). - F.-p.: Miloka lefona: miady, mifamely amin'ny lefona. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0087