Dikan'ny teny : milelalela
Hampiditra dikany hafa
(lelalela) mt. s. (miletalelà ): Mamoaka lelafo miredareda: Nilelalela aoka izany ny lelafo tamin'ilay haintrano ter? atsinanana. • Mikiakiaka mafy, indrindra raha miantso: Mba mitenena moramora fa aza milelalela ohatra ny adala. 1 Manintona na manaitra ny maso izaitsizy noho izy mamirapiratra na be renty: Milelalela loatra ny akanjon'iny uehivauy iny. 1 Maharary toa mahamay; te hihinan-kanina mafy: Tsy nanendry afa-tsy uary sosoa kely aho halina ka milelalela izaitsizy ny ambavafoko izao.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha