Dikan'ny teny : milefa
Hampiditra dikany hafa
(lefa) mt. s. (milefà na milefasa): Lasa tsy tana, mandrongatra: Nilefa ilay boioky. • Mandositra, lasa mihataka haingana tsy ho hita: Nilefa tao an-tranomaizina ny gadra roa lahy. ~ Mitriatra, mirifatra, miridana: Nilefa nankany an-tSihanaka any iz y.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha