Dikan'ny teny : milay
Hampiditra dikany hafa
1.
(lay) mt. s.: Mandeha amin'ny sambo misy lay.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
(lay) mt. p.: Mividy zavatra ka atao trosa ny vidiny: Milay henan-kisoa roa kitao.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
3.
Tsara tarehy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha