Dikan'ny teny : milatsaka
Hampiditra dikany hafa
(latsaka) mt. s. (milatsaha): Mianjera: Nilatsaka teo ambony lohany ny biriky ka torana izy. 1 Mldina: Nilatsaka ny rahona fa ho auy angamba ny orana. • Avy, nirotsaka: Milatsaka ny orana fa ampidiro ny kitay. 1 Mirotsaka miasa: Antoandro loatra ny mpiasa omaly uao nilatsaka. 1 Miditra ho: Nilatsaka ho matilo izy. 1 Miditra, milentika: Nilatsaka tao anatin'ny foko ny nataonao.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha