Dikan'ny teny : milangalanga
Hampiditra dikany hafa
(langalanga) mt. s. na p. t.: Avo be manerinerina, miezoezo: Mitangalanga ity trano ity. • Miteronterona, miringiringy ambony zavatra: Haratra eny ireny ankizy milangalanga eny antampon'ny trano ireny. ? Miavonavona, mianjonanjona: Milangalanga loatra iny uehivauy iny na miteny na mandeha.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha