Dikan'ny teny : milafika

Hampiditra dikany hafa
(lafika) mt s. (milafiha): Misy lafika: Tsy afaka manoratra aho raha tsy milafika ny taratasy. • Milozoka, mikezaka: Milafika amin'ny fianarana Rakoto. ¶ M.h.: Mifantsika, mimaso, mikely aina. ? Mijanona ela, mitoetra ela: Nilafika tao aminay nandritra ny iray vola-na io olona io. - Milafi-karena: tsy mitsitsy loatra amin'ny fihariana. J Mitafi-damba: maka lamba hilafihana eo am-panaovana zavatra iray (noheverina ho nampahomby izay atao izany). Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0072