Dikan'ny teny : mikraoby
Hampiditra dikany hafa
(fr, microbe) a.: A-narana ankapobe iantsoana ireo zavamananaina na zavamaniry kiritika kely, tokantsela,, tsy hita raha tsy amin' ny mikraoskaopy, miteraka aretina. Misy karazany telo ny mikraoby: 1) ny virosy; 2) ny mikraoby zavamaniry, izay mitsinjara vitsivitsy indray, ka anfsan'izany ny bakteria (basila, kaoka, vibrio, spiroketa); 3) ny mikraoby bibikely (hematozoera, amiba, tripanozaoma).
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha