Dikan'ny teny : mikovilavila
Hampiditra dikany hafa
(kovilavila) mt. s. na p. t.: Tsy mahitsy fa miolikolika, na manketsy mankeroa: Mikouilaoila ny soratry ny zozo vao miana-manoratra.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha