Dikan'ny teny : mikotroka
Hampiditra dikany hafa
(kotroka) mt, s.: Mipoaka, mirefotra:Mikotroka ny uaratra, / Mikotroka ny tafondro rehefa hanomboka ny matso. ? Mangotraka, mandevy: Efa mikotroka ny rano ka arotsahy amin' izay ny uary. ? Mianjera mitalakotrokotroka: Mikotroka ilay riana ao akaikinay ka tsy ahitana tory.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha