Dikan'ny teny : mikotrika
Hampiditra dikany hafa
(kotrika) mt. s. (mikotreha): Mambomba ny atody mba hanafana azy ka hahafoy azy ho zary zanany: Te hikotrika io reniakoho io fa sarony. ? Manao izay hahafoy (atody): Betsaka ny akoho no mikotri-borona. ? Mandry eo am-pandriana la-va, indraindray koa aza entimilaza, amin'ny fomba hatsikana, ny vehivavy mifana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha