Dikan'ny teny : mikotana
Hampiditra dikany hafa
(kotana) mt. s. (mikotàna): Mitabataba: Mikotana ny tany amin'izao fotoana izao. ? Tsy mifanaraka: Mikotana ny mpiasa sy ny mpampiasa amin'ity tanàna itY,
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha