Dikan'ny teny : mikororosy
Hampiditra dikany hafa
(kororosy) mt. s. (mikororosia): Manao ankororosy. ? Mikodingy, mivarimbarina: Nikororosy tany an-teuana ilay mpangalatra. ? Midina, mitambororotxa, izany hoe mikorotsaka fotsiny hatrany: Tia mikororosy (na tia manao ankororosy) ambonin'ny ranomandry ny mponina any andafy. ? h,o,: Efa nikororosy ireo nanodinkodim-bolam-bahoaka teo a• loha. - Mikororosy fahana: enti-milaza ny basy izay tsy amin'ny toerany intsony ny fahany fa mivaha midina; ? h.o,: olona mivarina amin' ny toerana ambony misy a-zy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha