Dikan'ny teny : mikoropaka

Hampiditra dikany hafa
Mikoropapa (koropaka) mt. s. (mikoropaha, mikoropapà): Manao fihetsika toa tsy voahevitra ka tsy mandeha amin'izay izy noho ny hamaikana na ny hamaimaizana: Tonga tampoka ny rafozany ka nikorapaka Rasoa hamono akoho. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0091