Dikan'ny teny : mikorododo
Hampiditra dikany hafa
(korododo) mt, s.: Malady, maika: Mitaitay hivady ny tanora ankehitriny, ka tsy mahagaga raha mikorododo hisaraka. ΒΆ M.h.: Malady, malaky, dodona, maika.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha