Dikan'ny teny : mikoriana
Hampiditra dikany hafa
(koriana) mt. s.: Mandeha midina moramora tsy dia mafy loatra toy ny rano maria nefa tsy miadandoatra koa toy ny rano amin'ny tany marin-tampona): Mahafinaritra ny mijery ity rano mikoriana tsy an-kijanona. Misononoka. ? h.o.: Mandeha tsara, misosa ho azy: Mikoriana er? izany fiainanareo eto izany. ? Miteny misononoka tsy miambatrambatra: Nikoriana er9 ny lahateny ka hafaliana moa ny an'ny mpihaino!
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha