Dikan'ny teny : mikopoka
Hampiditra dikany hafa
(kopoka) mt. s. (mikopoha): Mikofoka, mihetsika mahery manohitra izay mibeda na mamatotra ny te-na: Voasambotry ny kary i-1ay akoho ka tsy nikopoka akory.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha