Dikan'ny teny : mikomy
Hampiditra dikany hafa
(komy) mt. s. (mikomia): Manongana ny lalàna mifehy ny tany, miray tetika mba handroba ny fahefampanjakana: Tsy nanaiky ny hozanahin'ny Frantsay ny Malagas y raha van resiny volana vitsivitsy ka nikomy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha