Dikan'ny teny : mikombona
Hampiditra dikany hafa
(kombona) mt, s. (mikombona): TsY misokatra: Nikombona ny uauan'ity zaza ity ka tsy hita izay hampidirana ny fanafody, ?Tampina: Efa mikombona ny va-va fery ka tsy ela dia ho sitrana. ? Tsy mivelatra, mihorona: Mikombona isan'alina ny felan'ity uoninkazo ity.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha