Dikan'ny teny : mikofoka
Hampiditra dikany hafa
Mikofokofoka (kofoka) mt. s. (mikofoha, mikofokofoha): Mihetsika tsy mahapetraka eo amin'ny misy ny tena: Axa mikofokofoka fa matoria tsara. ΒΆ M. h.: Mikopokopoka, mitsikorofoka, mipelipelika. ? Mihetsika manao izay hialana: Nikofoka er? ilay vorona nefa tsy afaka fa voatana mafy. ? Mihetsika, miasa tena mitady lalana: Nikofokofoka Rakoto ka nahita toerana tsara tamin'ny farcins,.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha