Dikan'ny teny : mikodingy

Hampiditra dikany hafa
(kodingy, kodingo) mt. s, (mikodingia): Mianjera, midaboka dia mikodiadia: Nikodingy tany an-tevana ilay mpangalatra nenjehin'ny fokonolona. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0068