Dikan'ny teny : mikodedy
Hampiditra dikany hafa
Mikodedika (kodedy, kodedika) mt. s. (mikodede, mikodedeha): Miteny haingana ka mila tsy ho fantatra ny teniny fa mifangaro: Mikodedika izy rehefa miteny ka manahirana ny mihaino azy. ¶ M.h.: Miboredika, mikodàdaka.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha