Dikan'ny teny : mikobana

Hampiditra dikany hafa
(kobana) mt. s.: (rano) Mihetsika indray rehefa avy nandry milamina tsara: Mikobana ny rano fa vao nandroan'ny gana. ? (lamba nosasana) Voasoka tao anaty rano madio mba ho afa-dranon-tsavony: Efa nikobana ue ity lamba ity hahahiko? ? Mihontsankontsana: Mikobana ity atody ity izany. ? (akanjo) Malalaka loatra ka toy ny mihontsana ny tena ao anatiny. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0066