Dikan'ny teny : mikobabaka
Hampiditra dikany hafa
(kobabaka) mt. s. (mikobabaha): Mimenomenona sy mikorataba noho ny fahavoazana nihatra tamin' ny tena: Manao xavatra, lingitra er?; ka uoa vao mikobabaka. ? Manao zavatra dodo-na er? noho ny fitiavana na fanajana: Tonga ny rafozany ka nikobabaka eran'ny trano izy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha