Dikan'ny teny : mikivilivily

Hampiditra dikany hafa
(kivilivily) mt. s. (mikiuilivilia): Mihetsika misesy mankatsy sy mankaroa, misavilivily, mikapilipily: Mikauiliuily lava ny kapilin'ny famantaranandro lehibe ao an-trano fandraisam-bahiny. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0068