Dikan'ny teny : mikitroka

Hampiditra dikany hafa
(kitroka) mt. s. (mikitroha) : Mihidy vazana mampiady ny nify: Matetika rehefa marary mafy ny olona, mikitroka ny nifiny. ? Mifanety be, matevina: A-ny atsinanana, mikitroka ny ala. / Mikitroka ny haizina. ? Midilotra (nify): Mikitronify izy noho ny hatezerana. ? Mandà tsy hanao, mitokona: Mikitroka foana io zaza io rehefa ampanaouinjavatra, Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0409