Dikan'ny teny : mikisaka
Hampiditra dikany hafa
(kisaka) mt. s. (mikisaha): Mifindra toerana kely: Tandremo fa raha mikisaka kely foana ianao dia mianjera any an-kady. 1 Mihataka, mitanila: Mikisaha handehanan'ity jamba ity. 1 Mandady amin'ny kibo: Mikisaka ny bibilava fa tsy mandeha. 1 Mandeha miadana dia miadana: Mikisaka ery ianao izany raha mandeha.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha