Dikan'ny teny : mikiry
Hampiditra dikany hafa
(kiry) mt. s. (mikiriza): Manao ditra: Mikiry handeha izy na dia marary aza reniny. * Mikezaka, mikely aina: Mikiry amin'ny fianaranaRabe ka tsy azo isalasalana fa ho afa-panadinana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha