Dikan'ny teny : mikiririoka
Hampiditra dikany hafa
(kiririoka) mt. s.: Mikiakiaka amim-peo avo sy mafy: Mikiririoka manharenin-tsofina ireo ankizy ireo. * Mangintsina, migina: Mikiririoka ny sofiko azon'ny feon'ity masinina ity.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha