Dikan'ny teny : mikipaka
Hampiditra dikany hafa
(kipaka) mt. s. (mihipaha): Miala miendaka: Nikipaka ny lamba maintin'ny haizina raha vao niposaka ny masoandro. ? Mihataka, miala, lasa: Tsy faly ireo mpiasa ha nikipaka daholo.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha