Dikan'ny teny : miketrona

Hampiditra dikany hafa
(ketrona) mt. s. (miketrdna): Misy ketrona, lefiravina, fiforetan'ny lamba amin'ny tenany ihany: Tsy miketrona ity lamba ity fa henjan-doatra. 1 Mihorongorona, mivalombalona madinika: Olona efa miketrona iny ve ho tanora intsony. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0595