Dikan'ny teny : mikemo

Hampiditra dikany hafa
(kemo) mt. s. (mikemoa): Mihafohy rehefa avy nihenjana, mionkina, mikainkona: Mikemo ny hozatra raha uao avy nodidiana. 1 Sosotra, mandà tsy hanao: Nikemo ny anao lahy raha vao notenenin-drainy. 1 Mivadika ny teny natao, mitsoa-teny: Nikemo tamin'ny fanekena nataony Rakoto. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0076