Dikan'ny teny : mikehina
Hampiditra dikany hafa
(kehina) mt. s. (mihehena): Mitomanimany, mikoneta-dava: Raha mikehina eo indry, hantsoiko Raindry. - Tsy mikehina: tsy mitomany kely akory.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha