Dikan'ny teny : mikehana
Hampiditra dikany hafa
(kehana) mt. s.: Mikohaka malemy misesisesy nefa tsy mahazo rehoka. ? Mikohaka kely ho toy ny fandrarana olona tsy hanao zavatra: Ndeha hiteny aho, nony inona nikehana kely i Dada; azoko ny tiany holazaina ka dia nipetraka indray aho. 1 Miseho ho zavatra, mihambo: Loza raha hikehana iny tovolahy iny.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha