Dikan'ny teny : mikatsaka

Hampiditra dikany hafa
(katsaka) mt. p. (mikatsaha): Mitady, maniry hahazo: Iza no tsy mikatsaka ny fahasambarana? Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0085