Dikan'ny teny : mikasika

Hampiditra dikany hafa
(kasika) mt. p. (mihasiha): Mampandalo ny ta-nana eo ambony: Aza mikasika io marary hoditra io. ? Misafosafo, mandalo eo amin'ny...: Nikasika ny tendron'orony ny uato. ? Tonga: Efa nikasika ny faritanin'ny Sakalava izahay vao nahazo aina. ~ Miraharaha, mandray anjara amin'ny...: Soa ihany fa tsy nikasika io raharaha io aho. 1 Momba: Mikasika ny politika ankapobeny ny resaka nataonay, Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1528