Dikan'ny teny : mikasaoka

Hampiditra dikany hafa
(kasaoka) mt. s.: Miteraka feon-javatra toa mikasoka: Mikasaoka ny kodiaran'ity fiara ity. 1 (f.s.b.)Enti-milaza ny vola: Any ue ilay mikasaoka? Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0161