Dikan'ny teny : mikaroka
Hampiditra dikany hafa
(karoka) mt, p. (mikaroha): Mitady fatratra: A-diny telo aho nikaroka ilay vola very. 1 Mikiky: Misy totozy mikaroha ao anaty va-ta. • Mandinika ela sy mafy, mangaroka: Aza mikaroka zavatra lalina toy izany ia nao,
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha