Dikan'ny teny : mikarepoka

Hampiditra dikany hafa
(karepoka) mt. s sady mt, p. (mikarepoha): Mamoaka feon-javatra kepohina aznin'ny nify: Mikarepoka ny voanjo raha maina. 1 Mihinana: Tatsy atsimontrano no nahitaho ny saka nikarepoka ny akohonao. 1 Mandany: Nody ilay zaza mpandany rehefa avy nikarepoka ny uolany rehetra. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0749