Dikan'ny teny : mikarantsana

Hampiditra dikany hafa
(karantsana) mt, s. na p. t.: Enti-milaza feo a-vo sy mazava tsara, tsy misy migarera na farimparina: Mikarantsana ny feon'io zazalahy io rehefa mihira 1 Mikiririoka: Mikarantsana io vehivavy io raha miteny. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0899