Dikan'ny teny : mikarakara

Hampiditra dikany hafa
(karahara) mt. p, (mikarakarà): Mitandrina, manao izay hahasoa fatratra sy manokana: Mikarakara tokoa ny vadiny Ramatoa iny. ~ Miahy, miraharaha: Tsy natao hikarakara ny baolina aho. ? Manamboatra, manomana: Efa misy mikarakara ve ny sakafon'ny vahiny? - Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0065