Dikan'ny teny : mikaly

Hampiditra dikany hafa
(kaly) mt. P. (mikaiia): Manao zavatra am-pitandremana fatratra mba hahatonga azy ho lavorary, tsy misy hokianina. ¶ M.h.: Mikajy, mitandrina, mikandikandy. ¶ M.h.: Mikandy, mijijy, miangaly, mikajy, mikajakaja, mikojakoja, mipasopasoka, mitandrina, mikenakena. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0073